Teny iditra | 1 mikohaka |
Fototeny | 2 kohaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to cough |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#347, 1.8] tousser 7 [1.3#347] fig. appeler en toussant. |
Ohatra |
8 Somary mikohaka kely izany izy eto. [2.245#] 9 Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka; [2.424#] 10 Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy. [2.366#] |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |