Teny iditra mikomby (komby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoetra ao anaty komby mafana: Nikomby tapa-bolana fahiny ny vehivavy raha nifana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
mikomby
nikomby
hikomby
mikombia

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14