|
|
|
|

Teny iditra1  mikomy
Fototeny  2  komy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to rebel
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se révolter, s'insurger; se rebeller
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  mikimo, mikomy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21