|
|
|
|

Teny iditra1  mikonjo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.4] Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana.
4  [2.472] Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra.
Fototeny  5  konjo
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11