|
|
|
|

Teny iditra1  mikopoka
Fototeny  2  kopoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny tena: Voasambotry ny kary ilay akoho ka tsy nikopoka akory
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  kompaiko, mikopoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21