Teny iditra mikorandendina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikorandendina hahandro vary ho azy indray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorandendina
nikorandendina
hikorandendina
mikorandendèna
Teny mitovy hevitra mikondendy ~ mikondendina

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06