|
|
|
|

Teny iditra1  mikorapaka
Fototeny  2  korapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mikorapaka io

Fivaditsoratra  10  ampakariko, mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20