Teny iditra mikoro (koro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, misavorovoro, mikorontana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikoro
nikoro
hikoro
mikoroa

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14