Teny iditra mikorofodrofoka (korofodrofoka (korofoka (kofoka)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To flounder; to flap around [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se démener, se secouer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorofodrofoka
Ny lasa : nikorofodrofoka
Ny hoavy : hikorofodrofoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20