|
|
|
|

Teny iditra1  mikororoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  kororoka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.7] to winnow grain in the wind
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] vanner à la brise
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mikororoka io

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10