Teny iditra mikorotsaka (korotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorotsaka
Ny lasa : nikorotsaka
Ny hoavy : hikorotsaka
Filaza mandidy : mikorotsaha

Teny iditra mikorôtsaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mikorosy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05