Teny iditra mikosesy (kosesy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha haingana loatra: Nikosesy loatra ny diany. / Nikosesy ny fitenin' io tovolahy io ka tsy azoko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikosesy
nikosesy
hikosesy
mikosese

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14