|
|
|
|

Teny iditra1  mikosika
Fototeny  2  kosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamaoka mafy, mandilotra, mikiky
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to scrub, to rub hard
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] frotter, effacer, raturer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  mikisoka, mikosika, misokaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21