Teny iditra | mikotrakotraka (kotrakotraka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mangotraka, mandevy ka miketriketrika [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mikotrakotraka (kotrakotraka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifampipoka [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mikatrokatroka, mikotrakotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |