|
|
|
|

Teny iditra1  mikotrika
Fototeny  2  kotrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to sit on eggs
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] couver des oeufs
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
8  Toe-karena: fiompiana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mikotrika io

Fivaditsoratra  15  mikatroky, mikitroka, mikotrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21