|
|
|
|

Teny iditra1  milafika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to have a mat under; to stay on in someone's house
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens
Ohatra  6  [2.113#] Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana.
7  [2.587#] Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo;
Fototeny  8  lafika
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  mifantsika, mimaso, mikely aina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11