Teny iditra milafolafo (lafolafo (lafo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
milafolafo
nilafolafo
hilafolafo
milafolafoa

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17