Teny iditra milahatra (lahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijoro manaraka tsipika mahitsy: Milahatra tsiroaroa ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be in line, to stand in line [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être en rang, alignés [1.8]
Ohatra 
1Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra. [2.470]
2Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milahatra
Ny lasa : nilahatra
Ny hoavy : hilahatra
Filaza mandidy : milahara

Teny iditra milahatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mitovy, sahala [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20