Teny iditra (1/2) | 1 milaika |
Fototeny | 2 laika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao 5 Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [1.1] |
Ohatra |
6 Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 milaikà |
Fototeny | 12 laika |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milaika |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 17 mikalia, milaika, milaikà, miliaka, mikalia, milaika, milaikà, miliaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |