Teny iditra | 1 milaikalaika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
3 [2.470] Ny akaiky fodiana ihany no milaikalaika miadam-piatsena fa tsy Rainitoandro sy ny namany mbola manana roapolo kilaometatra mahery hanjehina. |
Fototeny | 4 laikalaika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |