Teny iditra | 1 milamaka |
Fototeny | 2 lamaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandry midaboka amin' ny tany: Nilamaka eran' ny trano ny ankizy raha vao tonga fa vizana Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin' ny miaramila nilamaka tamin' ny tany 5 [1.78] [Tambahoaka] mivalandotra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] lain down, as rice thrown down by the wind; prostrate; in the provinces to lie down |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 mamalika, milamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |