Teny iditra milamoka (lamoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mavesabesatra ta hatoritory: Milamoka izany ny masoko fa tsy nopizin-tory aho halina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
milamoka
nilamoka
hilamoka
milamoha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31