Teny iditra | 1 milamoka |
Fototeny | 2 lamoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mavesabesatra ta hatoritory: Milamoka izany ny masoko fa tsy nopizin-tory aho halina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 lakamoim, milamoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |