Teny iditra (1/2) | 1 milaño |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mamonjy lanonana, mifaly 4 [1.78] [Sakalava] milalao, milanonana |
Teny iditra (2/2) | 5 milaño |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Taisaka, Bara]
milomano |
Fivaditsoratra | 8 alonim, iloman, ilonam, lamino, malony, manilo, manoly, milaño, milona, namilo, namoly, naolim, niloma, nimalo, nomaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |