|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  milanona
Fototeny  2  lanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka] [milañona] mifaly
5  [1.1] Miangona, mivory: Milanona atsy amin' ny kianja atsy ny mpianatra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to gather together in numbers for singing and dancing; to indulge in public diversions; to sing a song, to chant
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  milañona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Bara] miteny (raha olondehibe)

Teny iditra (3/3)14  milanòna
Fototeny  15  lanona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]

Fivaditsoratra  19  ilanonam, mañaliño, mañolañy, milanona, milanòna, milañona, nalamony, naniloam, nialonam, nilomana, nimaloan, niolanam, nolamain

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08