Teny iditra | 1 milaoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao laoka: Nilaoka trondro izahay omaly |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be in the habit of eating laoka with one's rice 5 [1.7] to have meat, vegetables; to eat together with rice |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] manger de la viande, des légumes, avec le riz |
Fototeny | 7 laoka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny milaoka io |
Fivaditsoratra | 13 alamiko, ikaloam, kaliôma, kimalao, lakamoi, lakamoy, lamaiko, mailoka, Mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |