| Teny iditra | 1 milavo |
| Fototeny | 2 lavo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera avy eo amin'ny toerana iray ambony ho amin'ny ambany
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 malovy, 10 mavoly, milavo, 11 mivalo, 12 mivola |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|