Teny iditra | milaza hatsohatso | |
Singan-teny | milaza ; hatsohatso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mamoron-dainga tsara lahatra mba ho tian' ny olona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fabriquer des mensonges bien déguisés pour se faire bien voir [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14 |