|
|
|
|

Teny iditra1  milazalaza
Fototeny  2  lazalaza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Ohatra  5  Fomban' ny mponina ambanivohitra ny milazalaza amin' ny manodidina raha tahiany misy hiakatra sy hiantsena salasalam-potoana amin' ny herinandro, ny iray na ny vitsivitsy amin' izy ireny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12