|
|
|
|

Teny iditra1  milelaka
Fototeny  2  lelaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara
Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe
Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to lick with the tongue; to lap with the tongue
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] lécher, laper
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny milelaka io

Fivaditsoratra  15  milalake, milelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21