Teny iditra | milelaka ny tanty | |
Singan-teny | milelaka ; tanty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fiteny enti-miala tsiny amin' ny vahiny nasaina noho ny faha tsizarizary na hakelin' ny sakafo naroso azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |