Teny iditra | 1 milelaka ny tanty |
Singan-teny | 2 milelaka, tanty |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fiteny enti-miala tsiny amin' ny vahiny nasaina noho ny faha tsizarizary na hakelin' ny sakafo naroso azy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |