|
|
|
|

Teny iditra1  milentika
Fototeny  2  lentika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika
Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro
Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany
Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao
Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to sink; to set (of the sun)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] s'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil)
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny milentika io

Fivaditsoratra  12  matin-kely, milentika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21