Teny iditra | 1 milepaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka? Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka |
Fototeny | 4 lepaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 milepaka, mipelaka, pilamake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |