Teny iditra | milepaka (lepaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka? Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | milepaka, mipelaka, pilamake |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |