Teny iditra | 1 milevina |
Fototeny | 2 levina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be buried |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être enseveli |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny milevina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |