|
|
|
|

Teny iditra1  milezolezo
Fototeny  2  lezolezo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Lava manify toy ny hiforitra: Milezolezo iry tovolahy iry
5  Miezoezo, mitezotezo
6  Marotsaka, manify sy lava: Milezolezo ny ranjony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05