Teny iditra | 1 milimetatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 millimètre [1.13] |
Ohatra |
4 Ny taratasin-dotsaboto ampiasaina emin' ny fifidionana ny Filohan' ny Repoblika dio mirefy 105 X 90 milimetatra ny velarony. [2.114] 5 Atao tsy re tsaika, tsy re fihetsika amin' izany rehetra izany, ny fofonaina tazonina, ny latabatra apetraka amin' ny gorodona sy apaka amin' ny varavarana, hetsehina isa-milimetatra. [2.4] |
Voambolana |
6 Toerana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |