|
|
|
|

Teny iditra 1  milina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiasana namboarina handeha ho azy ka entina hanaovan-javatra: Milina fanjairana ~ Milina fanoratana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a machine, an engine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 machine, rouages [1.8]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io

Fivaditsoratra  7 manily, 8 milañy, milina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04