Teny iditra militera
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Momba ny miaramila
Ny miaramila; ny antokon' olona manao raharaha-miaramila: Natokan-toerana avy: an-kilany ny sivilina, andaniny ny militera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Military
The military [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un militaire [1.8]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: militaire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31