Teny iditra miloatra (loatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivoaka betsaka avy ao anaty zavatra toa lalina aty: Izany no vetsovetso miloatra avy ao anatin' ny fonay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miloatra
niloatra
hiloatra
miloara

2010/05/14