Teny iditra | 1 milofika |
Fototeny | 2 lofika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona |
Ohatra |
5 [2.472] Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |