|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miloha (loha)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miendrika lohan-javatra toy izao na toy izao: Miloha lefona ny tahon' ny saina [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)7  miloha
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  fomba fitolon'omby [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  10  halimo, mihalo, mihola, milaho, miloha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05