Teny iditra | 1 milomano tsy mikobaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fanaovan-javatra mangingina, tsy mitabataba, tsy avoaka ho fantatry ny olona |
Singan-teny | 4 milomano, tsy, mikobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |