|
|
|
|

Teny iditra1  milomano tsy mikobaka
Singan-teny  2  milomano, tsy, mikobaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza fanaovan-javatra mangingina, tsy mitabataba, tsy avoaka ho fantatry ny olona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07