Teny iditra | 1 milomy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
miray, milely 4 [1.78] [Tanala] milely (biby amin'ny biby): Dokotra milomy an-drano asa fampitomboan-taranaka eo amin'ny biby na vorona samy vorona 5 [1.1] Miray (fiteny amin' ny biby) 6 [1.13] miray |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] s'accoupler |
Voambolana |
8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 9 lomy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |