|
|
|
|

Teny iditra1  milomy
Fototeny  2  lomy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] miray, milely
5  [1.78] [Tanala] milely (biby amin'ny biby): Dokotra milomy an-drano asa fampitomboan-taranaka eo amin'ny biby na vorona samy vorona
6  [1.1] Miray (fiteny amin' ny biby)
7  [1.13] miray
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] s'accoupler
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05