Teny iditra | 1 milona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be soaked, to be steeped |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être trempé, mis à tremper |
Fototeny | 6 lona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny milona io |
Fivaditsoratra | 12 alonim, iloman, ilonam, lamino, malony, manilo, manoly, milaño, milona, namilo, namoly, naolim, niloma, nimalo, nomaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |