Teny iditra | 1 milozoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milofo amin' izay atao, miezaka amin' ny fianarana: Milozoka amin' ny asany tokoa izy ka mendripiderana Jereo Milofo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#415] Faire, poursuivre sans relâche en perdant son temps et sa peine |
Fototeny | 5 lozoka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |