|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mimalo
Fototeny  2  malo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Matahotra ka mihemotra, tsy sahy mandroso na manao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mimalo
Fototeny  9  malo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] manamarina
Tovy hevitra  12  mitsabo malo

Fivaditsoratra  13  ilomam, mamilo, mamoly, milamo, miloma, mimalo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23